1 Kings 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka: Ny iray dia miteny hoe: Ity velona ity no zanako fa ny maty no zanakao! Ary hoy kosa ny iray: Tsia! Fa ny maty no zanakao ary ny velona no zanako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka, nanao hoe: «Ny iray manao hoe: Ny zanakao no velona, ary ny zanakao no maty. Ny iray kosa manao hoe: Tsy izany velively, fa ny zanakao no maty, ary ny zanako no velona!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny mpanjaka: –Ny iray manao hoe: «Ny velona no zanako fa ny maty no anao!» Dia mamaly ny iray hoe: «Tsia! Ny maty no zanakao fa ny velona no ahy!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako. ary ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka: Ny iray dia miteny hoe: Ity velona ity no zanako fa ny maty no zanakao! Ary hoy kosa ny iray: Tsia! Fa ny maty no zanakao ary ny velona no zanako!
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako. ary ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako.