1 Kings 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Dia noentina ho eo anatrehan’ny mpanjaka ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka: «Itondray sabatra aho.» Dia nitondrana sabatra teo anatrehany ny mpanjaka, ka hoy ny mpanjaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: «Itondray sabatra aho». Rehefa tonga ny sabatra,
Malagasy Bible 1865
Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Ary nentiny ny sabatra ho eo anatrehan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Dia noentina ho eo anatrehan’ny mpanjaka ny sabatra.
malagasy
Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Ary nentiny ny sabatra ho eo anatrehan'ny mpanjaka.