1 Kings 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka: Zarao roa ny zaza velona ka omeo ny iray ny antsasany ary ho an’ny iray kosa ny antsasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Sasaho ny zaza velona, ka ny ilany anankiray omeo an’ity, ary ny anankiray an’itsy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy indray ny mpanjaka: –Zarao roa ny zaza velona, ka samy omeo ny antsasany avy ireo vehivavy ireo!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Sasaho ny zaza velona, ka omeo ny anankiray ny antsasany, ary ho an'ny anankiray kosa ny antsasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka: Zarao roa ny zaza velona ka omeo ny iray ny antsasany ary ho an’ny iray kosa ny antsasany.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Sasaho ny zaza velona, ka omeo ny anankiray ny antsasany, ary ho an'ny anankiray kosa ny antsasany.