1 Kings 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka: Omeo an’itsy ny zaza velona fa aza vonoina. Io mihitsy no reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny mpanjaka nanao hoe: «Omeo an’ity ny zaza velona fa aza vonoina; fa ity no reniny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny mpanjaka, ka nanao hoe: –Aza vonoina ho faty ny zaza, fa omeo ilay vehivavy voalohany; izy mihitsy no reniny.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny mpanjaka ka nanao hoe: Omeo itsy ny zaza velona, fa aoka tsy hovonoina; fa io mihitsy no reniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka: Omeo an’itsy ny zaza velona fa aza vonoina. Io mihitsy no reniny.
malagasy
Dia namaly ny mpanjaka ka nanao hoe: Omeo itsy ny zaza velona, fa aoka tsy hovonoina; fa io mihitsy no reniny.Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara.