1 Kings 3:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’ny Israely rehetra izany fitsarana nataon’ny mpanjaka izany dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa ao am-pony ny fahendren’Andriamanitra hoentiny mitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny fitsarana navoakan’ny mpanjaka i Israely rehetra, ka natahotra ny mpanjaka ny olona, satria hitany fa misy fahendren’Andriamanitra ao aminy, mba hitsarany marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny Israelita rehetra izany fitsarana nataon’ny mpanjaka izany; ka dia nanaja azy ny olona, satria nahatsapa fa misy fahendren’Andriamanitra ao aminy hoentiny mitsara.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’ny Israely rehetra izany fitsarana nataon’ny mpanjaka izany dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa ao am-pony ny fahendren’Andriamanitra hoentiny mitsara.
malagasy
Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara.