1 Kings 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao Gibeona no nisehoan’NY TOMPO tamin’i Solomona tamin’ny nofy nony alina. Hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh niseho tamin’i Salômôna tamin’ny nofy, nony alina, tany Gabaôna, ka hoy Andriamanitra taminy: «Angataho izay tianao homeko anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola tao Gibehôna i Salômôna, dia nisehoan’ny TOMPO Andriamanitra tamin’ny nofy, ka nilazany hoe: –Angataho izay tianao homeko anao.
Malagasy Bible 1865
Tao Gibeona no nisehoan'i Jehovah tamin'i Solomona tamin'ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao Gibeona no nisehoan’NY TOMPO tamin’i Solomona tamin’ny nofy nony alina. Hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.
malagasy
Tao Gibeona no nisehoan'i Jehovah tamin'i Solomona tamin'ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.