1 Kings 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho mpanomponao koa dia eo afovoan’ny olonao izay nofidinao, sady olona betsaka tsy tambo isaina ary tsy hita isa noho ny hamaroany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpanomponao dia eo afovoan’ny vahoakanao, izay nofidinao, vahoaka be dia be, tsy azo vinavinaina ny habetsahany, tsy tambo isaina, fa maro be loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho mpanomponao no filohan’ny vahoaka izay nofidinao, dia vahoaka betsaka tsy tambo isaina noho ny hamaroany.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho mpanomponao koa dia ao amin'ny olonao izay nofidinao, sady olona betsaka tsy tambo isaina ary tsy hita isa noho ny hamaroany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho mpanomponao koa dia eo afovoan’ny olonao izay nofidinao, sady olona betsaka tsy tambo isaina ary tsy hita isa noho ny hamaroany.
malagasy
Ary izaho mpanomponao koa dia ao amin'ny olonao izay nofidinao, sady olona betsaka tsy tambo isaina ary tsy hita isa noho ny hamaroany.