1 Kings 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa omeo ahy mpanomponao ny saina mahiratra hoentiko mitsara ny olonao, mba hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy! Fa iza moa no mahay mitsara izao olona betsaka izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa saina mahiratra no omeo ny mpanomponao, hitsarako ny vahoakanao, hanavahako ny soa sy ny ratsy. Fa iza moa no hahay mitsara izao vahoakanao maro be izao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa omeo ahy mpanomponao ny saina mahiratra hifehezako ny vahoakanao sy hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa, raha tsy eo izany, iza moa no hahay mifehy izao vahoakanao marobe izao?
Malagasy Bible 1865
Koa omeo ahy mpanomponao saina malady ho entiko mitsara ny olonao hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa iza moa no mahay mitsara izao olonao betsaka izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa omeo ahy mpanomponao ny saina mahiratra hoentiko mitsara ny olonao, mba hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy! Fa iza moa no mahay mitsara izao olona betsaka izao?
malagasy
Koa omeo ahy mpanomponao saina malady ho entiko mitsara ny olonao hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa iza moa no mahay mitsara izao olonao betsaka izao? [Heb. fo mihaino]