1 Kings 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjaka tamin’ny Israely rehetra i Solomona mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Salômôna mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna mpanjaka no nanjaka tamin’i Israely manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanjaka tamin'ny Isiraely rehetra Solomona mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjaka tamin’ny Israely rehetra i Solomona mpanjaka.
malagasy
[Ny amin'ny mpanao raharaham-panjakana, ary ny voninahitr'i Solomona sy ny fahendreny] Ary nanjaka tamin'ny Isiraely rehetra Solomona mpanjaka.