1 Kings 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Beny-Abinadaba no tao amin’ny havoanan’i Dora rehetra. I Tafata, zanakavavin’i Solomona, no vadiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ben-Abinadaba, ny havoan’i Dora rehetra no azy, ary Tafeta zanakavavin’i Salômôna no vadiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny zanakalahin’i Abinadaba no nisahana an’i Dôra manontolo (nanambady an’i Tafata zanakavavin’i Salômôna izy);
Malagasy Bible 1865
Ben'abinadaba tao amin'ny havoan'i Dora rehetra (Tafata, zanakavavin'i Solomona, no vadiny);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Beny-Abinadaba no tao amin’ny havoanan’i Dora rehetra. I Tafata, zanakavavin’i Solomona, no vadiny;
malagasy
Ben'abinadaba tao amin'ny havoan'i Dora rehetra (Tafata, zanakavavin'i Solomona, no vadiny);