1 Kings 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Bana, zanak’i Ahiloda; azy kosa i Tanàka sy Megido ary Bety-Sana rehetra, izay anilan’i Zaretana, ambanin’i Jezirela, hatrany Bety-Sana ka hatrany Abela-Mehola, dia hatrany ankoatra an’i Jokneama;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Banà, zanak’i Ahiloda; azy avokoa i Tanàka sy i Magedao ary i Betsàna rehetra, akaikin’i Sartàna, eo ambanin’i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmehôla, hatrany ambadik’i Jekimaana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Bahanà zanakalahin’i Ahiloda no nisahana an’i Tahanàka sy i Megidao ary ny faritr’i Bety-Seàna manontolo (ny faritr’i Bety-Seàna dia mihazo anilan’i Tsaretàna eo ambanin’i Jizrehela ary mipaka any Bety-Seàna sy Abela Mehôlà ka hatrany ankoatran’i Jôknehama);
Malagasy Bible 1865
Bana, zanak'i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan'i Zaretana, ambanin'i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr'i Jokneama no azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Bana, zanak’i Ahiloda; azy kosa i Tanàka sy Megido ary Bety-Sana rehetra, izay anilan’i Zaretana, ambanin’i Jezirela, hatrany Bety-Sana ka hatrany Abela-Mehola, dia hatrany ankoatra an’i Jokneama;
malagasy
Bana, zanak'i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan'i Zaretana, ambanin'i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr'i Jokneama no azy.