1 Kings 4:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Gebera, zanak’i Orỳ, no tany amin’ny tany Gileada, tanin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, sy i Oga, mpanjakan’i Basana; ary izy ihany no mpifehy voatendry ho amin’izany tany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gabara zanak’i Orì, tamin’ny tany Galaada, amin’ny tany Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, sy Oga mpanjakan’i Basàna, fa iray ihany no mpikarakara tamin’izany tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Gebera zanakalahin’i Orỳ no tao amin’ny tanin’i Gilehada mbamin’ny tanin’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita, ary ny tanin’i Hôga mpanjakan’i Basàna. Ankoatra ireo, dia mbola nisy koa governora iray tao amin’ny tanin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Gabera, zanak'i Ory, tany amin'ny tany Gileada, tanin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, sy Oga, mpanjakan'i Basana; ary izy ihany no voatendry ho amin'izany tany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Gebera, zanak’i Orỳ, no tany amin’ny tany Gileada, tanin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, sy i Oga, mpanjakan’i Basana; ary izy ihany no mpifehy voatendry ho amin’izany tany izany.
malagasy
Gabera, zanak'i Ory, tany amin'ny tany Gileada, tanin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, sy Oga, mpanjakan'i Basana; ary izy ihany no voatendry ho amin'izany tany izany.Ary ny Joda sy ny Isiraely dia maro, tahaka ny fasika amoron-dranomasina ny hamarony, sady mihinana sy misotro ary mifaly.