1 Kings 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no mpitondra tao aminy: I Azaria, zanak’i Zadoka, no mpisorona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lehibe, mpanao raharahany: i Azariasa, zanak’i Sadôka, no filohan’ny mpanao raharaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny anaran’ny mpiasam-panjakana ambony teo aminy: I Hazarià zanakalahin’i Tsadôka no mpisorona;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lehibe tao aminy: Azaria, zanak'i Zadoka, no mpisorona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no mpitondra tao aminy: I Azaria, zanak’i Zadoka, no mpisorona;
malagasy
Ary izao no lehibe tao aminy: Azaria, zanak'i Zadoka, no mpisorona; [Na: zanak'i Zadoka mpisorona]