1 Kings 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Elihorefa sy i Ahia, zanak’i Sisà, no mpitantsoratra; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Elihôrefa sy i Ahià, zanak’i Sisà, no mpanoratra; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry boky;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Elihôrefa sy i Ahià, samy zanakalahin’i Sisà, no mpitantsoratra; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda no mpitondratenin’ny mpanjaka;
Malagasy Bible 1865
Elihorefa sy Ahia, zanak'i Sisa, no mpanoratra; Josafata. zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaha-mpanjakana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Elihorefa sy i Ahia, zanak’i Sisà, no mpitantsoratra; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;
malagasy
Elihorefa sy Ahia, zanak'i Sisa, no mpanoratra; Josafata. zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaha-mpanjakana;