1 Kings 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Azaria, zanak’i Natana, no lehiben’ny olona voatendry; i Zaboda, zanak’i Natana, namana akaikin’ny mpanjaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Azariasa zanak’i Natàna no lehiben’ny mpikarakara ny hanin-kohanina; i Zaboda zanak’i Natàna mpisorona no mpanolo-tsaina, manolotra ny mpanjaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hazarià zanakalahin’i Natàna no filohan’ny governora; i Zaboda zanakalahin’i Natàna no mpisorona sady mpanolotsaina manokan’ny mpanjaka;
Malagasy Bible 1865
ary Azaria, zanak'i Natana, no lehiben'ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak'i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan'ny mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Azaria, zanak’i Natana, no lehiben’ny olona voatendry; i Zaboda, zanak’i Natana, namana akaikin’ny mpanjaka;
malagasy
ary Azaria, zanak'i Natana, no lehiben'ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak'i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan'ny mpanjaka, [Heb. mpisorona]