1 Kings 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ahisara no lehiben’ny tao an-dapa; i Adonirama, zanak’i Abda, no lehiben’ny mpanao fanompoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ahisara no lehiben’ny tao an-dapa; ary i Adônirama zanak’i Abdà no mpiadidy ny momba ny fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Ahisara no lehiben’ny tao an-dapa; i Adônirama zanakalahin’i Habdà no mpiandraikitra ny asa an-terivozona.
Malagasy Bible 1865
ary Ahisara no lehiben'ny tao an-dapa; ary Adonirama, zanak'i Abda, no komandin'ny mpanao fanompoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ahisara no lehiben’ny tao an-dapa; i Adonirama, zanak’i Abda, no lehiben’ny mpanao fanompoana.
malagasy
ary Ahisara no lehiben'ny tao an-dapa; ary Adonirama, zanak'i Abda, no komandin'ny mpanao fanompoana.