1 Kings 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanendry mpifehy roa amby folo lahy ho amin’ny Israely rehetra i Solomona hiadidy ny zavatra rehetra nilain’ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin’ny taona iray izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana mpikarakara hanina 12 lahy tamin’i Israely rehetra i Salômôna. Ireo no namonona izay nilain’ny mpanjaka sy ny ankohonany, amin’ny fivelomany, samy tsy maintsy namonona izany ho an’ny volana iray avy isan-taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana governora 12 lahy izay nisolotena azy teo amin’i Israely manontolo koa i Salômôna; ireo no namatsy ny mpanjaka sy ny olona tao an-dapany ka nifandimby nisahana izany andraikitra izany iray volana isan-taona.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanendry roa ambin'ny folo lahy ho amin'ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain'ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin'ny herintaona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Solomona nanendry roa ambin'ny folo lahy ho amin'ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain'ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin'ny herintaona izy.