1 Kings 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjaka tamin’ny fanjakana rehetra hatrany amin’ny ony Eofrata sy ny tanin’ny Filistina ka hatrany amin’ny sisintanin’i Ejipta i Solomona; nandoa hetra ireo sady nanompo an’i Solomona tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjaka tamin’ny fanjakana rehetra, hatramin’ny ony ka hatramin’ny tanin’i Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta i Salômôna, ary nitondra fanatitra sy nanoa an’i Salômôna nandritra ny andro niainany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Salômôna nanapaka tamin’ny fanjakana rehetra hatreo amin’ny ony Eofrata ka mipaka any amin’ny tanin’ny Filistinina ary hatrany amin’ny sisintanin’i Ejipta; fa nandoa hetra ireo ka nanompo an’i Salômôna tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanjaka tamin'ny fanjakana rehetra hatramin'ny Ony sy ny tanin'ny Filistina ka hatramin'ny sisin'i Egypta; nandoa hetra ireo sady nanompo an'i Solomona tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjaka tamin’ny fanjakana rehetra hatrany amin’ny ony Eofrata sy ny tanin’ny Filistina ka hatrany amin’ny sisintanin’i Ejipta i Solomona; nandoa hetra ireo sady nanompo an’i Solomona tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Ary Solomona nanjaka tamin'ny fanjakana rehetra hatramin'ny Ony sy ny tanin'ny Filistina ka hatramin'ny sisin'i Egypta; nandoa hetra ireo sady nanompo an'i Solomona tamin'ny andro rehetra niainany.[Eofrata]