1 Kings 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany fahendren’i Solomona izany dia nihoatra noho ny fahendren’ny zanaky ny Atsinanana rehetra sy ny fahendren’i Ejipta manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nihoatra noho ny fahendren’ny zanaky ny Tatsinanana rehetra sy ny fahendren’i Ejipta rehetra, ny fahendren’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fahendren’i Salômôna izany dia nihoatra noho ny an’ny olon-kendry rehetra tany Atsinanana sy tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahendren'i Solomona nihoatra noho ny fahendren'ny zanaky ny atsinanana rehetra sy ny fahendren'ny Egyptiana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany fahendren’i Solomona izany dia nihoatra noho ny fahendren’ny zanaky ny Atsinanana rehetra sy ny fahendren’i Ejipta manontolo.
malagasy
Ary ny fahendren'i Solomona nihoatra noho ny fahendren'ny zanaky ny atsinanana rehetra sy ny fahendren'ny Egyptiana rehetra.