1 Kings 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hendry noho ny olona rehetra izy. Eny, hendry mihoatra noho i Etana ezrahita, i Hemana, i Kalkola ary i Darda, zanak’i Mahola, aza izy; niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hendry noho ny olon-drehetra izy; nihoarany i Etàna, i Ezrahita, i Hemàna, i Kakôla, i Dordà ireo zanak’i Mahôla, ary niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hendry noho ny olon-drehetra izy fa nihoarany avokoa na i Etàna ilay Ezrahita, na i Hemàna, na i Kalkôla, na i Dardà zanakalahin’i Mahôla; koa niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
Malagasy Bible 1865
Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak'i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin'ny firenena rehetra manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hendry noho ny olona rehetra izy. Eny, hendry mihoatra noho i Etana ezrahita, i Hemana, i Kalkola ary i Darda, zanak’i Mahola, aza izy; niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
malagasy
Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak'i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin'ny firenena rehetra manodidina.