1 Kings 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaza ohabolana telo arivo izy sady nanao tononkira dimy sy arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ohabolana 3.000 izy, nahavita tononkira 1005.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namoaka ohabolana telo arivo izy sady namoron-kira 1 005.
Malagasy Bible 1865
Nanao ohabolana telo arivo izy, sady nanao tonon-kira dimy amby arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaza ohabolana telo arivo izy sady nanao tononkira dimy sy arivo.
malagasy
Nanao ohabolana telo arivo izy, sady nanao tonon-kira dimy amby arivo.