1 Kings 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy tonga avy tany amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona, dia avy amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra izay nahare ny amin’ny fahendreny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny firenena rehetra, dia nisy olona tonga hihaino ny fahendren’i Salômôna, ary avy amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra izay nandre ny lazan’ny fahendreny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy olona maro tonga hihaino ny fahendren’i Salômôna, dia olona avy tamin’ny firenena rehetra ary koa avy tamin’ny mpanjaka rehetra eto an-tany izay efa nandre ny amin’ny fahendreny.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nisy tonga avy tany amin'ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren'i Solomona, dia avy amin'ny mpanjakan'ny tany rehetra izay efa nahare ny amin'ny fahendreny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy tonga avy tany amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona, dia avy amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra izay nahare ny amin’ny fahendreny.
malagasy
Ary dia nisy tonga avy tany amin'ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren'i Solomona, dia avy amin'ny mpanjakan'ny tany rehetra izay efa nahare ny amin'ny fahendreny.