1 Kings 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’i Hirama i Solomona hilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Salômôna naniraka olona hilaza amin’i Hirama hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Salômôna naniraka olona hilaza amin’i Hirama hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona naniraka tany amin'i Hirama hanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’i Hirama i Solomona hilaza hoe:
malagasy
Ary Solomona naniraka tany amin'i Hirama hanao hoe: