1 Kings 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao fa i Davida raiko dia tsy nahavita trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamaniny noho ny ady natrehany tamin’ny manodidina azy, ambara-panaon’NY TOMPO an’ireo ho eo ambanin’ny faladiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fantatro fa i Davida raiko, dia tsy afa-nanao trano ho an’ny Anaran’i Iaveh Andriamaniny, noho ireo ady avy amin’ny fahavalony nanodidina azy, mandra-panaon’i Iaveh an’ireny ho eo ambany faladiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Fantatrao fa i Davida raiko dia tsy mba nahavita trano ho voninahitry ny TOMPO Andriamaniny, satria tsy nitsaha-nanafika azy hatraiza hatraiza ny fahavalo rehetra manodidina raha tsy ny TOMPO no nampilavolefona ireo.
Malagasy Bible 1865
Fantatrao fa Davida raiko tsy nahavita trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamaniny noho ny ady nanodidina azy, ambara-panaon'i Jehovah ireo ho eo ambanin'ny faladiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao fa i Davida raiko dia tsy nahavita trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamaniny noho ny ady natrehany tamin’ny manodidina azy, ambara-panaon’NY TOMPO an’ireo ho eo ambanin’ny faladiany.
malagasy
Fantatrao fa Davida raiko tsy nahavita trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamaniny noho ny ady nanodidina azy, ambara-panaon'i Jehovah ireo ho eo ambanin'ny faladiany.