1 Kings 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fihinan’i Solomona isanandro dia koba tsara toto telopolo kora, sy koba hafa enimpolo kora,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hanina lanin’i Salômôna isan’andro: lafarina tsara indrindra telopolo kora, lafarina antonintoniny enimpolo kora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fihinan’i Salômôna sy ireo olona tao an-dapa isan’andro dia toy izao: lafarinina tsotra sivy taonina, lafarinina tsara toto 18 taonina,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fihinan'i Solomona isanandro dia koba tsara toto telo-polo kora sy koba hafa enim-polo kora,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fihinan’i Solomona isanandro dia koba tsara toto telopolo kora, sy koba hafa enimpolo kora,
malagasy
Ary ny fihinan'i Solomona isanandro dia koba tsara toto telo-polo kora sy koba hafa enim-polo kora,