1 Kings 5:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama hilaza hoe: Efa reko ny hafatra nampitondrainao tatỳ amiko. Koa hanao izay rehetra irinao aho ny amin’ny hazo sedera sy ny hazo kipreso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanirahan’i Hirama olona i Salômôna hilaza hoe: «Efa reko ny zavatra nampilazainao ahy, ka hotanterahiko ny fanirianao momba ny hazo sedera sy ny hazo sipresa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa izao valinteny izao ho an’i Salômôna i Hirama nanao hoe: –Voaraiko tsara ny hafatrao; koa dia homeko anao avokoa izay hazo sedera sy kipreso rehetra ilainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama hilaza hoe: Efa reko ny hafatra nampitondrainao tatỳ amiko. Koa hanao izay rehetra irinao aho ny amin’ny hazo sedera sy ny hazo kipreso.
malagasy
Ary Hirama naniraka tany amin'i Solomona hanao hoe: Efa reko ny nanirahanao tatỳ amiko; koa izaho dia hanao izay rehetra irinao ny amin'ny hazo sedera sy ny hazo kypreso.