1 Kings 5:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome hazo sedera sy kipreso ho an’i Solomona araka izay rehetra nilainy i Hirama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Hirama an’i Salômôna ny hazo sedera sy ny hazo sipresa, araka izay nilainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Hirama an’i Salômôna ny hazo sedera sy ny hazo kipreso rehetra izay nilainy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome hazo sedera sy kipreso ho an’i Solomona araka izay rehetra nilainy i Hirama.
malagasy
Ary Hirama dia nanome hazo sedera sy hazo kypreso ho an'i Solomona araka izay rehetra nilainy.