1 Kings 5:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nanome fahendrena an’i Solomona, araka izay nolazainy taminy. Nihavana i Hirama sy i Solomona ka nanao fanekena izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Iaveh fahendrena i Salômôna araka ny nampanantenainy azy, ary nihavana i Hirama sy i Salômôna, ka nanao fanekena izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO nanome fahendrena an’i Salômôna, araka ny efa nampanantenainy azy. Nandrindra fihavanana i Hirama sy i Salômôna ka dia nanao fifanekena izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nanome fahendrena an’i Solomona, araka izay nolazainy taminy. Nihavana i Hirama sy i Solomona ka nanao fanekena izy roa lahy.
malagasy
Ary Jehovah nanome fahendrena an'i Solomona, araka izay nolazainy taminy; ary nihavana Hirama sy Solomona, ka nanao fanekena izy roa lahy.