1 Kings 5:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka olona tamin’ny Israely rehetra i Solomona mpanjaka mba hanao fanompoana ka olona telo alina no nalainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka olona tamin’i Israely rehetra i Salômôna ho mpanao fanompoana ary 30.000 no isan’ny olona mpanao fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanangana asa an-terivozona i Salômôna mpanjaka, ka Israelita 30 000 no nalainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka olona tamin’ny Israely rehetra i Solomona mpanjaka mba hanao fanompoana ka olona telo alina no nalainy.
malagasy
Ary Solomona mpanjaka naka olona tamin'ny Isiraely rehetra hanao fanompoana, ka olona telo alina no nalainy.