1 Kings 5:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana mpitondra entana fito alina sy mpipaika vato valo alina tany an-tendrombohitra i Solomona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Salômôna koa nanana mpitondra entana 70.000, sy tambato teny an-tendrombohitra 80.000,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana mpitondra entana 70 000 koa i Salômôna ary tambato 80 000 izay niasa tany an-tendrombohitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana mpitondra entana fito alina sy mpipaika vato valo alina tany an-tendrombohitra i Solomona,
malagasy
Ary Solomona nanana mpitondra entana fito alina sy tambato valo alina teny an-tendrombohitra, [Na: mpikapa hazo]