1 Kings 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
omby mifahy folo sy omby an-tondraka roapolo ary ondry aman’osy zato, ankoatra ny diera, ny gazela ary ny osidia mbamin’ny vorona mifahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny biby hafa toy ny diera sy ny gazela ary ny osy mbamin’ny gisa matavy.
Malagasy Bible 1865
sy omby mifahy folo sy omby an-tondraka roa-polo ary ondry aman'osy zato, afa-tsy ny diera koa sy ny gazela sy ny kapreola ary ny vorona mifahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
omby mifahy folo sy omby an-tondraka roapolo ary ondry aman’osy zato, ankoatra ny diera, ny gazela ary ny osidia mbamin’ny vorona mifahy.
malagasy
sy omby mifahy folo sy omby an-tondraka roa-polo ary ondry aman'osy zato, afa-tsy ny diera koa sy ny gazela sy ny kapreola ary ny vorona mifahy.