1 Kings 5:30 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy ny lehiben’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona izay nitandrina ny raharaha: Telonjato sy telo arivo lahy izay nifehy ny mpiasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny lehibe notendren’i Salômôna hitandrina ny asa atao, izay nisy 3.300; izy ireo nifehy ny vahoaka izay niasa tamin’ny asa atao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
afa-tsy ny lehiben’ny mpiasa 3 300 notendren’i Salômôna hibaiko ny fanatanterahan-draharaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy ny lehiben’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona izay nitandrina ny raharaha: Telonjato sy telo arivo lahy izay nifehy ny mpiasa.
malagasy
afa-tsy ny lehiben'ireo olona voatendrin'i Solomona ireo, izay nitandrina ny raharaha, dia telonjato amby telo arivo lahy izay nifehy ny mpiasa.