1 Kings 5:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka dia namoaka didy hanamboarana vato sady vaventy tsara no voapaika, hatao fototry ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato lehibe, vato voafantina no nasain’ny mpanjaka nalaina mba hanorenana ny fototry ny trano amin’ny vato voapaika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hananganana ny fototry ny tempoly, dia nandidy hampaka vato vaventy sady voapaika ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka dia namoaka didy hanamboarana vato sady vaventy tsara no voapaika, hatao fototry ny Trano.
malagasy
Ary ny mpanjaka dia nandidy hanamboatra vato vaventy tsara sady voapaika hatao fanorenan'ny trano.Ary ny mpiasan'i Solomona sy Hirama (indrindra fa ny avy any Gebala) no nipaika sy nanamboatra ny hazo sy ny vato hatao trano.