1 Kings 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana efitrano efatra alina, fitoeran’ny soavaly mpitarika kalesy fitondra miady, ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
40.000 no efitranon’ny soavaly mpitarika kalesin’i Salômôna, ary 12.000 no soavaly fitaingina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna dia nanana tranon-tsoavaly afaka mandray soavaly 40 000 mpitarika kalesy ary koa nanana mpitaingin-tsoavaly 12 000.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanana efi-trano efatra alina, fitoeran'ny soavaly mpitarika kalesy, ary soavaly fitaingina roa arivo amby iray alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana efitrano efatra alina, fitoeran’ny soavaly mpitarika kalesy fitondra miady, ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina i Solomona.
malagasy
Ary Solomona nanana efi-trano efatra alina, fitoeran'ny soavaly mpitarika kalesy, ary soavaly fitaingina roa arivo amby iray alina.