1 Kings 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nanome an’i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be tokoa ary fahalalana maro tahaka ny fasika amoron-dranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’Andriamanitra fahendrena amam-pahiratan-tsaina lehibe, ary saina mahataka-javatra be toy ny fasika amoron-dranomasina i Salômôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’Andriamanitra fahendrena fatratra sy saina mahiratra tokoa i Salomôna; ary ny zavatra noeritreretiny dia maro toy ny fasika amoron-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanome an'i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be indrindra ary fahalalana betsaka tahaka ny fasika amoron-dranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nanome an’i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be tokoa ary fahalalana maro tahaka ny fasika amoron-dranomasina.
malagasy
Ary Andriamanitra nanome an'i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be indrindra ary fahalalana betsaka tahaka ny fasika amoron-dranomasina.