1 Kings 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahavalopolo sy efajato taorianan’ny nialan’ny Zanak’Israely tamin’ny tany Ejipta, tamin’ny volana Ziva, na ny volana faharoa izany, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Solomona tamin’ny Israely, dia nanorina ny tranon’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-480, taorian’ny nivoahan’ny zanak’i Israely tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Salômôna tamin’i Israely, tamin’ny volana ziva, izay volana faharoa, no nanorina ny tranon’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta, izany hoe ny taona fahefatra nanjakàn’i Salômôna tamin’i Israely, fony volana Ziva na volana faharoa no nanombohany nanorina ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahavalo-polo amby efa-jato taorian'ny nialan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tany Egypta tamin'ny volana Ziva (volana faharoa izany), tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Solomona tamin'ny Isiraely, dia nanorina ny tranon'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahavalopolo sy efajato taorianan’ny nialan’ny Zanak’Israely tamin’ny tany Ejipta, tamin’ny volana Ziva, na ny volana faharoa izany, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Solomona tamin’ny Israely, dia nanorina ny tranon’NY TOMPO izy.
malagasy
[Ny nanaovana ny tempoly] Ary tamin'ny taona fahavalo-polo amby efa-jato taorian'ny nialan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tany Egypta tamin'ny volana Ziva (volana faharoa izany), tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Solomona tamin'ny Isiraely, dia nanorina ny tranon'i Jehovah izy.