1 Kings 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamin’i Solomona ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Salômôna i Iaveh ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Salômôna nanao hoe: –Manao izao tempoly izao ho Ahy ianao;
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Solomona nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamin’i Solomona ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Solomona nanao hoe: