1 Kings 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hitoetra eo anivon’ny Zanak’Israely Aho ka tsy hahafoy ny Israely oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
honina eo amin’ny zanak’i Israely Aho, ary tsy hahafoy an’i Israely vahoakako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
honina ao amin’ny tempoly eto anivon’ny Israelita Aho ary tsy hahafoy ilay Israely vahoakako.
Malagasy Bible 1865
ary hitoetra ao amin'ny Zanak'Isiraely Aho ka tsy hahafoy ny Isiraely oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hitoetra eo anivon’ny Zanak’Israely Aho ka tsy hahafoy ny Israely oloko.
malagasy
ary hitoetra ao amin'ny Zanak'Isiraely Aho ka tsy hahafoy ny Isiraely oloko.