1 Kings 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natsangan’i Solomona ny Trano ka vitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ny trano i Salômôna dia nahavita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Salômôna ny asa fananganana ny tempoly,
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'i Solomona ny trano, ka dia vitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natsangan’i Solomona ny Trano ka vitany.
malagasy
Ary nataon'i Solomona ny trano, ka dia vitany.