1 Kings 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny roapolo hakiho hatreo amin’ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera, hatreo amin’ny vodirindrina ka hatrany amin’ny loharindrina ary nataony efitra anatiny izany, dia ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nopetahany hazo fisaka sedera ny roapolo hakiho hatreo amin’ny fara rindrina hatrany amin’ny tany ka hatrany amin’ny loha rindrina, ary ny trano dia nanavahany izay ho Fitoerana Masina, Fitoerana Masina indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norakofana hazo sedera mirefy folo metatra hatreo ambany ka hatrany ambony koa ny rindrin’ilay efitrano anatiny; ka ny atin’io efitrano io dia namboarina ho efitra voatokana izay nantsoina hoe Toeramasina Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny roa-polo hakiho hatreo amin'ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera hatramin'ny vodirindrina ka hatramin'ny loha-rindrina, ary nataony ho efitra anatiny izany, dia ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny roapolo hakiho hatreo amin’ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera, hatreo amin’ny vodirindrina ka hatrany amin’ny loharindrina ary nataony efitra anatiny izany, dia ny fitoerana masina indrindra.
malagasy