1 Kings 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo hakiho ny lavan’ny Trano na ny tempoly, teo anoloan’io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny trano, izany hoe, ny tempoly teo anoloana, dia nisy efapolo hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay efitrano malalaka teo anoloan’io efitra voatokana io kosa dia nirefy roapolo metatra ny lavany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lavan'ny ati-trano lehibe teo anoloan'io dia efa-polo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo hakiho ny lavan’ny Trano na ny tempoly, teo anoloan’io.
malagasy
Ary ny lavan'ny ati-trano lehibe teo anoloan'io dia efa-polo hakiho.