1 Kings 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny trano naorin’i Solomona mpanjaka ho an’NY TOMPO dia enimpolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny trano nataon’i Salômôna ho an’i Iaveh dia enimpolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, telopolo hakiho ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny trano izay nataon’i Salômôna mpanjaka ho an’ny TOMPO dia nirefy telopolo metatra ny lavany, folo metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny trano nataon'i Solomona mpanjaka ho an'i Jehovah dia enim-polo hakiho ny lavany, ary roa-polo hakiho ny sakany, ary telo-polo hakiho ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny trano naorin’i Solomona mpanjaka ho an’NY TOMPO dia enimpolo hakiho* ny lavany, roapolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.
malagasy
Ary ny trano nataon'i Solomona mpanjaka ho an'i Jehovah dia enim-polo hakiho ny lavany, ary roa-polo hakiho ny sakany, ary telo-polo hakiho ny hahavony.