1 Kings 6:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopetahany takelaka volamena avokoa ny anatin’ny Trano manontolo; ary ny alitara manoloana ny fitoerana masina indrindra koa dia nopetahany takelaka volamena manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka toy izany no nametahany volamena avokoa ny trano manontolo, dia ny trano manontolo, ary ny ôtely teo anoloan’ny Fitoerana Masina nopetahany volamena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nopetahana takela-bolamena toy izany ny tempoly manontolo ary koa ny alitara manontolo teo akaikin’ny fidirana mankao amin’ny efitrano misy ny Vatamasina.
Malagasy Bible 1865
Izao ati-trano rehetra izao dia nopetahany takela-bolamena avokoa; ary ny alitara momba ny efitra anatiny koa dia nopetahany takela-bolamena avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopetahany takelaka volamena avokoa ny anatin’ny Trano manontolo; ary ny alitara manoloana ny fitoerana masina indrindra koa dia nopetahany takelaka volamena manontolo.
malagasy
Izao ati-trano rehetra izao dia nopetahany takela-bolamena avokoa; ary ny alitara momba ny efitra anatiny koa dia nopetahany takela-bolamena avokoa.