1 Kings 6:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy dimy hakiho avy ny elatry ny kerobima tsirairay, folo hakiho hatreo amin’ny tendron’elany iray ka hatramin’ny tendron’elany iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy hakiho avy ny elatra iray amin’ny kerobima, ary dimy hakiho ny elatra iray amin’ny kerobima, ka folo hakiho izany, hatramin’ny tendron’ny elany iray ka hatramin’ny tendron’ny elany iray ankilany.
Malagasy Bible 1865
Ary samy dimy hakiho avy ny elatry ny kerobima iray, dia folo hakiho hatramin'ny tendron'elany anankiray ka hatramin'ny tendron'elany anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy dimy hakiho avy ny elatry ny kerobima tsirairay, folo hakiho hatreo amin’ny tendron’elany iray ka hatramin’ny tendron’elany iray hafa.
malagasy
Ary samy dimy hakiho avy ny elatry ny kerobima iray, dia folo hakiho hatramin'ny tendron'elany anankiray ka hatramin'ny tendron'elany anankiray.