1 Kings 6:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kerobima iray koa dia folo hakiho. Ny kerobima roa dia mitovy habe sy mitovy endrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kerobima iray koa folo hakiho, fa mitovy habe sy mitovy tarehy ny kerobima roa;
Malagasy Bible 1865
Ary ny kerobima iray koa folo hakiho; fa ny kerobima roa mitovy halehibe sy mitovy tarehy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kerobima iray koa dia folo hakiho. Ny kerobima roa dia mitovy habe sy mitovy endrika.
malagasy
Ary ny kerobima iray koa folo hakiho; fa ny kerobima roa mitovy halehibe sy mitovy tarehy: