1 Kings 6:26 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Folo hakiho ny haavon’ny kerobima iray, ary tahaka izany ihany koa ny kerobima iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
folo hakiho ny haavon’ny kerobima iray, ary toy izany koa ny kerobima iray.
Malagasy Bible 1865
Folo hakiho ny hahavon'ny kerobima iray, ary tahaka io ihany koa ny kerobima anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Folo hakiho ny haavon’ny kerobima iray, ary tahaka izany ihany koa ny kerobima iray hafa.
malagasy
Folo hakiho ny hahavon'ny kerobima iray, ary tahaka io ihany koa ny kerobima anankiray.