1 Kings 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopetahany takelaka volamena koa ny kerobima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nopetahany volamena ny kerobima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nopetahana takela-bolamena ireo kerobima roa.
Malagasy Bible 1865
Ary nopetahany takela-bolamena ny kerobima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopetahany takelaka volamena koa ny kerobima.
malagasy
Ary nopetahany takela-bolamena ny kerobima.