1 Kings 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nosokirany sarin’ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mamelana ny rindrina manodidina ao amin’ny Trano na tao anatiny na tany ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rindrin-trano rehetra manodidina na ny atiny na ny ivelany nasainy nosokirina nasiana sarin-kerobima mivohitra sy foto-drofia amam-boninkazo mivelatra avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rindrina manodidina, na teo amin’ny efitrano anatiny na teo amin’ny efitrano malalaka, dia nisokirana sarina kerobima sy hazo rofia ary voninkazo mivelatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rindrina manodidina nosoratany nasiany sarin'ny kerobima sy hazo rofia ary voninkazo mivelatra, na ny efitra anatiny, na ny ati-trano lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nosokirany sarin’ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mamelana ny rindrina manodidina ao amin’ny Trano na tao anatiny na tany ivelany.
malagasy
Ary ny rindrina manodidina nosoratany nasiany sarin'ny kerobima sy hazo rofia ary voninkazo mivelatra, na ny efitra anatiny, na ny ati-trano lehibe.[palma]