1 Kings 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalantsara fidirana teo anoloan’ny efitrano lehibe dia roapolo hakiho ny lavany mifanerana amin’ny sakan’ny Trano, ary folo hakiho ny habeny teo anoloan’ny Trano ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny trano heva eo anoloan’ny tempoly amin’ny trano dia roapolo hakiho ny lavany, manaraka ny sakantrano, ary folo hakiho ny sakany manoloana ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalantsara fidirana, izay teo anoloan’ny efitrano malalaka amin’ny tempoly dia nirefy folo metatra toy ny sakan’ny tempoly ihany ary dimy metatra ny lafiny miditra ho amin’io efitrano io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lavarangana fidirana teo anoloan'ny ati-trano lehibe, dia roa-polo hakiho ny lavany mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary folo akiho ny habeny teo anoloan'ny trano ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalantsara fidirana teo anoloan’ny efitrano lehibe dia roapolo hakiho ny lavany mifanerana amin’ny sakan’ny Trano, ary folo hakiho ny habeny teo anoloan’ny Trano ihany.
malagasy
Ary ny lavarangana fidirana teo anoloan'ny ati-trano lehibe, dia roa-polo hakiho ny lavany mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary folo akiho ny habeny teo anoloan'ny trano ihany.