1 Kings 6:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopetahany takelaka volamena ny gorodon’ny Trano na tao anatiny na tany ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ngorodon-trano nopetahany volamena na ao anatiny na eo ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nopetahana takela-bolamena ny gorodona, na teo amin’ny efitrano anatiny na teo amin’ny efitrano malalaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nopetahany takela-bolamena ny gorodona, na ny teo amin'ny efi-trano anatiny, na ny teo amin'ny ati-trano lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopetahany takelaka volamena ny gorodon’ny Trano na tao anatiny na tany ivelany.
malagasy
Ary nopetahany takela-bolamena ny gorodona, na ny teo amin'ny efi-trano anatiny, na ny teo amin'ny ati-trano lehibe.